Fanampiana amin’ny fandalinana
DJS, Jaona 14


DJS, Jaona 14:30. Ampitahao amin’ny Jaona 14:30

Ny printsin’ny haizina, na i Satana, dia avy amin’izao tontolo izao.

30 Tsy hiresaka firy aminareo Aho hatrizao; fa avy ny printsin’ny haizina, izay avy amin’izao tontolo izao, nefa tsy manana fahefana amiko izy fa manana fahefana kosa aminareo.