2010–2019
Fanohanana ireo Mpiandraikitra ato amin’ny Fiangonana
Aprily 2011


Fanohanana ireo Mpiandraikitra ato amin’ny Fiangonana

Angatahina isika hanohana an’i Thomas Spencer Monson ho mpaminany sy mpahita ary mpanambara ary Filohan’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany, i Henry Bennion Eyring ho Mpanolotsaina Voalohany ao amin’ny Fiadidiana Voalohany, ary i Dieter Friedrich Uchtdorf ho Mpanolotsaina Faharoa ao amin’ny Fiadidiana Voalohany.

Ireo izay manohana dia aoka haneho izany.

Ireo izay manohitra, raha misy, dia aoka haneho izany.

Angatahina isika hanohana an’i Boyd Kenneth Packer ho Filohan’ny Kôlejin’ny Apôstôly Roambinifolo azy, ary hanohana an’ireto manaraka ireto ho mpikambana ao amin’izany kôlejy izany: Boyd K. Packer, L. Tom Perry, Russell M. Nelson, Dallin H. Oaks, M. Russell Ballard, Richard G. Scott, Robert D. Hales, Jeffrey R. Holland, David A. Bednar, Quentin L. Cook, D. Todd Christofferson ary Neil L. Andersen.

Ireo izay manohana dia iangaviana haneho izany.

Raha misy manohitra dia afaka maneho izany koa.

Angatahina isika hanohana ireo mpanolotsaina ao amin’ny Fiadidiana Voalohany sy ireo Apôstôly Roambinifolo ho mpaminany sy mpahita ary mpanambara.

Izay rehetra manohana dia iangaviana haneho izany.

Raha misy manohitra, aoka haneho tahaka izany ihany koa.

Angatahina isika haneho fisaorana an’ireto Fitopololahin’ny Vondrom-paritra manaraka ireto, mihatra manomboka ny 1 Mey 2011: José L. Alonso, Nelson L. Altamirano, John S. Anderson, Ian S. Ardern, Sergio E. Avila, David R. Brown, D. Fraser Bullock, Donald J. Butler, Vladimiro J. Campero, Daniel M. Cañoles, Carl B. Cook, I. Poloski Cordon, J. Devn Cornish, Federico F. Costales, LeGrand R. Curtis Jr., Heber O. Diaz, Andrew M. Ford, Julio G. Gaviola, Manuel Gonzalez, Daniel M. Jones, Donald J. Keyes, Domingos S. Linhares, B. Renato Maldonado, Raymundo Morales, J. Michel Paya, Stephen D. Posey, Juan M. Rodriguez, Gerardo L. Rubio, Jay L. Sitterud, Dirk Smibert, Eivind Sterri, Ysrael A. Tolentino, W. Christopher Waddell, ary i Gary W. Walker.

Ireo izay te-hiaraka haneho aminay izany fisaorana izany tamin’ny asa fanompoana mahatalanjona vitan’izy ireo dia afaka maneho izany.

Angatahina isika hanohana ireto ho mpikambana vaovao ao amin’ny Kôlejy Voalohany ao amin’ny Fitopololahy : Don R. Clarke, José L. Alonso, Ian S. Ardern, Carl B. Cook, LeGrand R. Curtis Jr., W. Christopher Waddell, ary i Kazuhiko Yamashita; ary ho mpikambana vaovao ao amin’ny Kôlejy Faharoa ao amin’ny Fitopololahy : Randall K. Bennett, J. Devn Cornish, O. Vincent Haleck, ary i Larry Y. Wilson.

Izay rehetra manohana dia iangaviana haneho izany.

Ireo izay manohitra, aoka haneho izany koa.

Angatahina isika hanohana ireto manaraka ireto ho Fitopololahin’ny Vondrom-paritra vaovao: Kent J. Allen, Stephen B. Allen, Winsor Balderrama, R. Randall Bluth, Hans T. Boom, Patrick M. Boutoille, Marcelo F. Chappe, Eleazer S. Collado, Jeffrey D. Cummings, Nicolas L. Di Giovanni, Jorge S. Dominguez, Gary B. Doxey, David G. Fernandes, Hernán D. Ferreira, Ricardo P. Giménez, Allen D. Haynie, Douglas F. Higham, Robert W. Hymas, Lester F. Johnson, Matti T. Jouttenus, Chang Ho Kim, Alfred Kyungu, Remegio E. Meim Jr., Ismael Mendoza, Cesar A. Morales, Rulon D. Munns, Ramon C. Nobleza, Abenir V. Pajaro, Gary B. Porter, José L. Reina, Esteban G. Resek, George F. Rhodes Jr., Lynn L. Summerhays, Craig B. Terry, David J. Thomson, Ernesto R. Toris, Arnulfo Valenzuela, Ricardo Valladares, Fabian I. Vallejo, Emer Villalobos, ary i Terry L. Wade.

Ireo izay manohana, aoka mba haneho izany.

Misy manohitra?

Angatahina isika hanohana ireo Manampahefana Ambony hafa, ireo Fitopololahin’ny Vondrom-paritra ary ireo fiadidian’ny vondrona fanampiny maneran-tany araka izay misy ankehitriny.

Ireo izay manohana dia iangaviana haneho izany.

Raha misy manohitra dia afaka maneho izany.

Filoha Monson, raha ny fahitako azy dia niray feo nanohana ireo hevitra naroso ny tato amin’ny Ivotoeran’ny fihaonambe.

Misaotra anareo ry rahalahy sy anabavy noho ny fanohananareo, ny finoana sy ny fanompoana ary ny fanolorantenanareo ary ny vavakareo tsy tapaka.