2010–2019
Tatitra mikasika ny Antontan’ isa ho an’ ny Taona 2011
Aprily 2012


Tatitra mikasika ny Antontan’ isa ho an’ ny Taona 2011

Ho fampahafantarana ny mpikamban’ ny Fiangonana, ny Fiadidiana Voalohany dia namoaka ity tatitra manaraka ity izay momba ny antontan’ isa mikasika ny fivoarana sy ny toetoetry ny Fiangonana tamin’ ny 31 Desambra 2011 teo.

Vondron’ ny Fiangonana

Tsatòka

2.946

Misiôna

340

Distrika

608

Paroasy sy Sampana

28.784

Mpikamban’ ny Fiangonana

Totalin’ ny Mpikambana

14.441.346

Ireo Zaza vao Notsofina rano Voarakitra tato am-piangonana nandritra ny taona 2011

119.917

Ireo Olona Niova fo natao Batisa nandritra ny taona 2011

281.312

Misiônera

Misiônera Mitory amin’ ny Fotoana Feno

55.410

Misiônera mpanao asa fanompoana eto amin’ ny Fiangonana

22.299

Tempoly

Tempoly Notokanana nandritra ny taona 2011 (San Salvador El Salvador sy Quetzaltenango Guatemala)

2

Tempoly Naverina notokanana tamin’ ny 2011 (Atlanta Georgia)

1

Tempoly amperin’ asa

136

Ireo Mpiandraikitra Ambony teo Aloha sy Olona Hafa tato amin’ ny Fiangonana izay Nodimandry nanomboka tamin’ ny Fihaonamben’ ny Fiangonana volana Aprily tamin’ ny Taon-dasa

Ny Loholona isany Marion D. Hanks, Jack H Goaslind Jr., Monte J. Brough, Ronald E. Poelman, Keith W. Wilcox, ary i Harold G. Hillam. Izy rehetra ireo dia tao amin’ ny Kôlejin’ ny Fitopololahy teo aloha; Rahavavy isany Joy F. Evans sy Chieko N. Okazaki, efa samy mpanolotsaina tao amin’ ny fiadidian’ ny Fikambanana Ifanampiana maneran-tany; Rahavavy Norma Voloy Sonntag, vadin’ ny Loholona Philip T. Sonntag, mpikambana tao amin’ ny Kôlejin’ ny Fitopololahy teo aloha; Rahavavy Leola George, vady navelan’ ny Loholona Lloyd P. George, mpikambana tao amin’ ny Kôlejin’ ny Fitopololahy teo aloha; Rahavavy Argelia Villanueva de Alvarez, vadin’ ny Loholona Lino Alvarez, mpikambana tao amin’ ny Kôlejin’ ny Fitopololahy teo aloha ihany koa; ary Rahalahy Wendell M. Smoot Jr., filohan’ ny Amboarampeon’ ny Tabernakely teo aloha.