2010–2019
Fanohanana ireo Mpiandraikitra ato amin’ ny Fiangonana
Aprily 2012


Fanohanana ireo Mpiandraikitra ato amin’ ny Fiangonana

Angatahina isika hanohana an’ i Thomas Spencer Monson ho mpaminany sy mpahita ary mpanambara ary Filohan’ Ny Fiangonan’ i Jesoa Kristy ho an’ ny Olomasin’ ny Andro Farany, i Henry Bennion Eyring ho Mpanolotsaina Voalohany ao amin’ ny Fiadidiana Voalohany, ary i Dieter Friedrich Uchtdorf ho Mpanolotsaina Faharoa ao amin’ ny Fiadidiana Voalohany.

Ireo izay manohana dia aoka haneho izany.

Ireo izay manohitra, raha misy, dia aoka haneho izany.

Angatahina isika hanohana an’ i Boyd Kenneth Packer ho Filohan’ ny Kôlejin’ ny Apôstôly Roambinifolo, ary hanohana an’ ireto manaraka ireto ho mpikambana ao amin’ izany kôlejy izany: Boyd K. Packer, L. Tom Perry, Russell M. Nelson, Dallin H. Oaks, M. Russell Ballard, Richard G. Scott, Robert D. Hales, Jeffrey R. Holland, David A. Bednar, Quentin L. Cook, D. Todd Christofferson, ary i Neil L. Andersen.

Ireo izay manohana dia iangaviana haneho izany.

Raha misy manohitra dia afaka maneho izany koa.

Angatahina isika hanohana ireo mpanolotsaina ao amin’ ny Fiadidiana Voalohany sy ireo Apôstôly Roambinifolo ho mpaminany, mpahita ary mpanambara.

Izay rehetra manohana dia iangaviana haneho izany.

Raha misy manohitra, aoka haneho tahaka izany ihany koa.

Ny Loholona Steven E. Snow dia nisaorana tamin’ ny naha-mpikambana azy tao amin’ ny Fiadidian’ ireo Kôlejin’ ny Fitopololahy.

Ireo izay te-hiaraka aminay haneho fankasitrahana azy, dia afaka maneho izany.

Angatahina isika hanohana ny Loholona Richard J. Maynes ho mpikambana ao amin’ ny Fiadidian’ ireo Kôlejin’ ny Fitopololahy.

Izay rehetra manohana dia iangaviana haneho izany.

Ireo izay manohitra, raha misy, dia aoka haneho izany.

Aroso amintsika mba hisaorana ny Loholona isany Gérald Jean Caussé sy Gary E. Stevenson tamin’ ny naha-mpikambana azy ireo tao amin’ ny Kôlejy Voalohan’ ny Fitopololahy.

Ireo rehetra izay manohana aoka haneho izany.

Taorian’ ny taona maro nanompoana tamim-pahatokiana sy tamim-pahombiazana, dia aroso amintsika ny hisaorana ny Eveka isany H. David Burton, Richard C. Edgley, sy Keith B. McMullin tamin’ ny naha-Episkòpà Mpiahy azy ireo, ary ny hanendrena azy ireo ho Manampahefana Ambony misotro ronono.

Ireo izay afaka miaraka aminay haneho fankasitrahana azy ireo dia aoka haneho izany.

Naroso mba hisaorana ireto Fitopololahin’ ny Vondrom-paritra manaraka ireto, izay hihatra manomboka ny 1 Mey 2012:

Richard K. Ahadjie, Climato C. A. Almeida, Fernando J. D. Araújo, Marvin T. Brinkerhoff, Mario L. Carlos, Rafael E. Castro, David L. Cook, César A. Dávila, Mosiah S. Delgado, Luis G. Duarte, Juan A. Etchegaray, Stephen L. Fluckiger, J. Roger Fluhman, Robert C. Gay, Miguel Hidalgo, Garith C. Hill, David J. Hoare, David H. Ingram, Tetsuji Ishii, Kapumba T. Kola, Glendon Lyons, R. Bruce Merrell, Enrique J. Montoya, Daniel A. Moreno, Adesina J. Olukanni, Gamaliel Osorno, Patrick H. Price, Marcos A. Prieto, Paulo R. Puerta, Carlos F. Rivas, A. Ricardo Sant’Ana, Fabian L. Sinamban, Natã C. Tobias, Stanley Wan, Perry M. Webb, Richard W. Wheeler, ary Scott D. Whiting

Ireo izay te-hiaraka aminay haneho fankasitrahana noho ny asa fanompoana mahatalanjona vitan’ izy ireo dia afaka maneho izany.

Aroso amintsika ny hisaorana an-dRahavavy isany Julie B. Beck, sy Silvia H. Allred ary Barbara Thompson miaraka amin’ ny fanehoana fankasitrahana amin-kitsim-po tamin’ ny naha-fiadidian’ ny Fikambanana Ifanampiana maneran-tany azy ireo.

Torak’ izany koa dia arosonay ny fisaorana ireo mpikambana ao amin’ ny filankevi-pitantanana ny Fikambanana Ifanampiana Maneran-tany.

Ireo rehetra izay te-hiaraka aminay haneho fankasitrahana an’ ireo rahavavy ireo noho ny asa fanompoana niavaka sy ny fanoloran-tenany dia iangaviana haneho izany.

Aroso mba ho tohanantsika ho mpikambana vaovao ao amin’ ny Kôlejy Voalohan’ ny Fitopololahy i Craig A. Cardon, Stanley G. Ellis, Larry Echo Hawk, Robert C. Gay, ary i Scott D. Whiting.

Ireo rehetra izay manohana, aoka haneho izany.

Ireo izay manohitra aoka haneho tahak’ izany ihany koa.

Aroso mba ho tohanantsika i Gary E. Stevenson ho Eveka Mpiahy an’ Ny Fiangonan’ i Jesoa Kristy ho an’ ny Olomasin’ ny Andro Farany, miaraka amin’ i Gérald Jean Caussé ho Mpanolotsaina Voalohany ary i Dean Myron Davis ho Mpanolotsaina Faharoa.

Ireo izay manohana aoka haneho izany.

Sao misy manohitra.

Angatahina isika hanohana ireto manaraka ireto ho Fitopololahin’ ny Vondrom-paritra vaovao:

Pedro U. Adduru, Detlef H. Adler, Angel H. Alarcon, Aley K. Auna Jr., W. Mark Bassett, Robert M. Call, Hernando Camargo, Gene R. Chidester, Joaquin E. Costa, Ralph L. Dewsnup, Ángel A. Duarte, Edward Dube, Moroni Gaona, Taylor G. Godoy, Francisco D. N. Granja, Yuriy A. Gushchin, Richard K. Hansen, Todd B. Hansen, Clifford T. Herbertson, Aniefiok Udo Inyon, Luiz M. Leal, Alejandro Lopez, L. Jean Claude Mabaya, Alvin F. Meredith III, Adonay S. Obando, Jared R. Ocampo, Adeyinka A. Ojediran, Andrew M. O’Riordan, Jesus A. Ortiz, Fred A. Parker, Siu Hong Pon, Abraham E. Quero, Robert Clare Rhien, Jorge Luis Romeu, Jorge Saldívar, Gordon H. Smith, Alin Spannaus, Moroni B. Torgan, Steven L. Toronto, ary i Daniel Yirenya-Tawiah.

Ireo izay manohana, aoka mba haneho izany.

Sao dia misy manohitra.

Angatahina isika hanohana an’ i Linda Kjar Burton ho filohan’ ny Fikambanana Ifanampiana maneran-tany, miaraka amin’ i Carole Manzel Stephens ho mpanolotsaina voalohany sy Linda Sheffield Reeves ho mpanolotsaina faharoa.

Ireo izay manohana aoka haneho izany.

Izay manohitra dia afaka maneho izany.

Angatahina isika hanohana ireo Manampahefana Ambony hafa, ireo Fitopololahin’ ny Vondrom-paritra ary ireo fiadidian’ ny vondrona fanampiny maneran-tany araka izay misy ankehitriny.

Ireo izay manohana dia iangaviana haneho izany

Raha misy manohitra dia afaka maneho izany.

Ry Filoha Monson, raha ny fahitako azy dia niray feo nanohana ireo hevitra naroso ny tato amin’ ny foiben’ ny fihaonambe.

Misaotra anareo ry rahalahy sy anabavy noho ny fanohananareo, noho ny finoanareo, sy ny fanoloran-tenanareo ary ny vavakareo tsy tapaka.

Asaintsika ireo Manampahefana Ambony vao voantso teo sy ny fiadidian’ ny Fikambanana Ifanampiana maneran-tany mba handroso ary haka ny toerany ety aloha.