2010–2019
Tatitra momba ny Antontan’isa, taona 2012
Aprily 2013


Tatitra mikasika ny Antontan’isa, taona 2012

Mba ho fampahalalana ho an’ireo mpikamban’ny Fiangonana dia namoaka izao tatitra momba ny antontan’isa manaraka izao ny Fiadidiana Voalohany, izay mahakasika ny fitombon’ny Fiangonana sy ny toe-javatra misy ao aminy hatramin’ny 31 Desambra 2012.

Ireo Vondron’ny Fiangonana

Tsatòka

3.005

Misiôna

347

Distrika

591

Paroasy sy Sampana

29.014

Ny Mpikamban’ny Fiangonana

Totalin’ny isan’ny Mpikambana

14.782.473

Zaza Voarakitra Vaovao Fanampiny nandritra ny taona 2012

122.273

Olonoa Vao Niova Fo nandritra ny taona 2012

272.330

Misiônera

Misiônera amin’ny Fotoana Feno

58.990

Misiônera mpanao Asa Soa an’ny Fiangonana

22.961

Tempoly

Tempoly notokanana nandritra ny taona 2012 (Kansas City Missouri, Manaus Brésil, Brigham City Utah, ary Calgary Alberta)

4

Tempoly naverina notokanana nandritra ny taona 2012 (Buenos Aires Argentine sy Boise Idaho)

2

Tempoly am-perin’asa

140