2010–2019
Fanohanana ireo Mpiandraikitra ao amin’ny Fiangonana
Aprily 2013


Fanohanana ireo Mpiandraikitra ato amin’ny Fiangonana

Aroso amintsika mba ho tohanana i Thomas Spencer Monson amin’ny maha mpaminany sy mpahita ary mpanambara azy ary Filohan’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany; Henry Bennion Eyring, Mpanolotsaina Voalohany ao amin’ny Fiadidiana Voalohany; ary Dieter Friedrich Uchtdorf, Mpanolotsaina Faharoa ao amin’ny Fiadidiana Voalohany.

Ireo izay manohana dia afaka maneho izany.

Ireo izay manohitra, raha misy, dia afaka maneho izany.

Aroso amintsika ny hanohanantsika an’i Boyd Kenneth Packer amin’ny maha Filohan’ny Kôlejin’ny Apôstôly Roambinifolo azy, ary ireto manaraka ireto amin’ny maha mpikambana azy ireo ao amin’io kôlejy io: Boyd K. Packer, L. Tom Perry, Russell M. Nelson, Dallin H. Oaks, M. Russell Ballard, Richard G. Scott, Robert D. Hales, Jeffrey R. Holland, David A. Bednar, Quentin L. Cook, D. Todd Christofferson, ary i Neil L. Andersen.

Ireo izay manohana, aoka haneho izany.

Izay manohitra dia aoka haneho izany.

Aroso amintsika ny mba hanohanantsika ireo mpanolotsaina ao amin’ny Fiadidiana Voalohany sy ireo Apôstôly Roambinifolo ho mpaminany sy mpahita ary mpanambara.

Izay rehetra manohana, aoka haneho izany.

Izay manohitra, raha misy, dia aoka haneho izany ihany koa.

Ny Loholona Walter F. González dia nisaorana tamin’ny naha mpikambana azy tao amin’ny Fiadidian’ireo Kôlejin’ny Fitopololahy.

Ireo izay te hiaraka aminay haneho fankasitrahana azy dia iangaviana haneho izany.

Aroso amintsika ny mba hanohanantsika ny Loholona Ulisses Soares ho mpikambana ao amin’ny Fiadidian’ireo Kôlejin’ny Fitopololahy.

Izay rehetra manohana dia aoka haneho izany.

Ireo izay manohitra, raha misy.

Aroso amintsika ny hisaorana ireto manaraka ireto tamin’ny naha Fitopololahin’ny Vondrom-paritra azy ireo, mihatra manomboka ny 1 Mey 2013: Rubén V. Alliaud, Sergio M. Anaya, Nolan D. Archibald, Carlos L. Astorga, Hector Avila, M. Anthony Burns, David Cabrera, Milton Camargo, Robert E. Chambers, Victor Kah Keng Chen, Kuo Chiang Chung, Nelson D. Córdova, Gary L. Crittenden, Edward Dube, Matthew J. Eyring, Sione M. Fineanganofo, Alfredo L. Gessati, James B. Gibson, Jovencio A. Guanzon, Mario E. Guerra, Luis S. Hernandez, Hernan I. Herrera, Javier Ibañez, Paulo H. Itinose, Douglas W. Jessop, Stephen C. Kerr, Joni L. Koch, Faustino López, Richard K. Melchin, Freebody A. Mensah, Benson E. Misalucha, Abelardo Morales, W. T. David Murray, K. Brett Nattress, S. Gifford Nielsen, Satoshi Nishihara, Michael D. Pickerd, William F. Reynolds, Michael A. Roberts, Fernando A. R. Da Rocha, Manfred Schütze, Terrence C. Smith, Rubén L. Spitale, Joshua Subandriyo, Frank V. Trythall, Miguel R. Valdez, Arnulfo Valenzuela, Carlos A. C. Villanova, Terence M. Vinson, Louis Weidmann, ary i Richard C. Zambrano.

Ireo izay te hiaraka aminay haneho fankasitrahana noho ny asa fanompoana tena tsara nataon’izy ireo dia iangaviana haneho izany.

Aroso amintsika ny hisaorana miaraka amin’ny fanehoana fankasitrahana amin-kitsim-po an-dRahavavy isany Elaine S. Dalton sy Mary N. Cook ary Ann M. Dibb tamin’ny naha Fiadidian’ny Zatovovavy Maneran-tany azy ireo.

Manolotra fisaorana torak’izany ihany koa isika ho an’ireo mpikambana rehetra tao amin’ny filankevi-pitantanana ny Zatovovavy maneran-tany.

Ireo rehetra izay te hiaraka aminay haneho fankasitrahana an’ireo rahavavy ireo noho ny asa fanompoana sy fanoloran-tena niavaka nataon’izy ireo dia iangaviana haneho izany.

Aroso amintsika ny hanohanantsika mba ho mpikambana vaovao ao amin’ny Kôlejy Voalohan’ny Fitopololahy: Edward Dube, S. Gifford Nielsen, Arnulfo Valenzuela; ary ho mpikambana vaovao ao min’ny Kôlejy Faharoan’ny Fitopololahy: Timothy J. Dyches, Randy D. Funk, Kevin S. Hamilton, Adrián Ochoa, ary i Terence M. Vinson

Izay rehetra manohana, iangaviana haneho izany.

Ireo izay manohitra, tahaka izany ihany koa.

Noho ny antsony ho mpikambana ao amin’ny Kôlejy Faharoan’ny Fitopololahy dia hisaorantsika ihany koa Rahalahy Adrián Ochoa tamin’ny naha mpanolotsaina faharoa azy tao amin’ny fiadidian’ny Zatovolahy maneran-tany.

Ireo izay maniry ny hanolotra fisaorana dia afaka maneho izany.

Aroso amintsika ny hanohanantsika ireto manaraka ireto ho Fitopololahin’ny Vondrom-paritra vaovao: Ruben Acosta, Frederick O. Akinbo, Omar A. Alvarez, Sergio Antunes, Alan C. Batt, Grant C. Bennett, Fernando E. Calderón, Wilson B. Calderón, H. Marcelo Cardus, Yoke Sang (Freddie) Chan, Christopher Charles, Valeri V. Cordón, Paul R. Coward, M. T. Ben Davis, Massimo De Feo, Marion B. De Antuñano, Francisco J. Ruiz de Mendoza, Robert A. Dryden, Robert J. Dudfield, Daniel F. Dunnigan, Jeffrey D. Erekson, E. Xavier Espinoza, Meliula M. Fata, Sam M. Galvez, Claude R. Gamiette, Mervyn C. Giddey, João R. Grahl, David P. Homer, Daniel W. Jones, John A. Koranteng, Steven O. Laing, Axel H. Leimer, Gustavo Lopez, José E. Maravilla, Alfredo Miron, Hugo Montoya, Joaquim J. Moreira, Katsuyuki Otahara, José C. Pineda, Gary S. Price, Miguel A. Reyes, Gary B. Sabin, Alfredo L. Salas, Netzahualcoyotl Salinas, Ciro Schmeil, D. Zackary Smith, Michael L. Southward, G. Lawrence Spackman, Vern P. Stanfill, William H. Stoddard, Stephen E. Thompson, George J. Tobias, ‘Aisake K. Tukuafu, Jacques A. Van Reenen, Raul E. Vicencio, Raul S. Villanueva, Alan R. Walker, Keith P. Walker, ary i Hoi Seng Leonard Woo.

Ireo izay manohana aoka haneho izany.

Ireo izay manohitra raha misy.

Aroso amintsika ny mba hanohanantsika an-dRahavavy Bonnie Lee Green Oscarson ho filohan’ny Zatovovavy maneran-tany, miaraka amin’i Carol Louise Foley McConkie ho mpanolotsaina voalohany sy Evelyn Neill Foote Marriott ho mpanolotsaina faharoa.

Ireo izay manohana dia afaka maneho izany.

Raha misy manohitra dia afaka maneho izany koa.

Aroso amintsika ny hanohanantsika ireo Manampahefana Ambony hafa sy ireo Fitopololahin’ny Vondrom-paritra hafa ary ireo fiadidian’ny vondrona fanampiny hafa araka izay misy ankehitriny.

Ireo izay manohana dia iangaviana haneho izany.

Raha misy manohitra dia afaka maneho izany.

Misaotra ry rahalahy sy rahavavy isany noho ny fanehoana fanohanana nataonareo sy noho ny finoanareo sy ny vavaka tsy tapaka ataonareo ho anay.

Asainay ireo Manampahefana Ambony sy ny fiadidian’ny Zatovovavy maneran-tany izay vao nantsoina mba haka ny toerany ety ambony lampihazo.