2010–2019
Tatitra momba ny Antontan’isa, taona 2013
Aprily 2014


Tatitra momba ny Antontan’isa, taona 2013

Mba ho fampahalalana ho an’ireo mpikamban’ny Fiangonana dia namoaka izao tatitra momba ny antontan’isa manaraka izao ny Fiadidiana Voalohany, izay mahakasika ny fitombon’ny Fiangonana sy ny toe-java-misy ao aminy hatramin’ny 31 Desambra 2013.

Ireo Vondron’ny Fiangonana

Tsatòka

3.050

Misiona

405

Distrika

571

Paroasy sy Sampana

29.253

Mpikamban’ny Fiangonana

Totalin’ny isan’ny mpikamban’ny Fiangonana

15.082.028

Isan’ireo zaza vaovao voarakitra

115.486

Olona vita batisa

282.945

Misiônera

Misiônera manompo amin’ny fotoana feno

83.035

Misiôneran’ny Fiangonana mpanao asa soa

24.032

Tempoly

Tempoly notokanana nandritra ny taona 2013 (Tempolin’i Tegucigalpa Honduras)

1

Tempoly miasa tamin’ny faran’ny taona

141