2010–2019
Tatitra momba ny antontan’isa ho an’ny taona 2014
Aprily 2015


Tatitra momba ny antontan’isa ho an’ny taona 2014

Ny Fiadidiana Voalohany dia namoaka ity tatitra momba ny antontan’isa manaraka ity, izay mikasika ny fitombon’ny Fiangonana sy ny toe-javatra nisy tato amin’ny Fiangonana hatramin’ny 31 desambra 2014.

Ireo vondron’ny Fiangonana

Tsatòka

3.114

Misiôna

406

Distrika

561

Paroasy sy Sampana

29.621

Ny mpikamban’ny Fiangonana

Totalin’ny isan’ny Mpikambana

15.372.337

Zaza voarakitra vaovao

116.409

Mpikambana vaovao Vita batisa

296.803

Misiônera

Misiônera amin’ny fotoana feno

85.147

Misiônera mpanao asa soa an’ny Fiangonana

30.404

Tempoly

Tempoly natokana nandritra ny taona 2014 (Fort Lauderdale Floride, Gilbert Arizona, ary Phoenix Arizona)

3

Tempoly naverina natokana (Ogden Utah)

1

Tempoly am-perinasa hatramin’ny faran’ny taona

144