2010–2019
Fanohanana ireo Mpiandraikitra ato amin’ny Fiangonana
Aprily 2015


Fanohanana ireo Mpiandraikitra ato amin’ny Fiangonana

Ry rahalahy sy anabavy, aroso amintsika mba ho tohanana i Thomas Spencer Monson amin’ny maha-mpaminany sy mpahita ary mpanambara azy ary Filohan’ Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany; Henry Bennion Eyring, Mpanolotsaina Voalohany ao amin’ny Fiadidiana Voalohany; ary Dieter Friedrich Uchtdorf, Mpanolotsaina Faharoa ao amin’ny Fiadidiana Voalohany.

Ireo izay manohana dia afaka maneho izany.

Ireo izay manohitra, raha misy, dia afaka maneho izany.

Voarakitra an-tsoratra ny fanohanana.

Aroso amintsika ny hanohanantsika an’i Boyd Kenneth Packer amin’ny maha-Filohan’ny Kôlejin’ny Apôstôly Roambinifolo azy, ary ireto manaraka ireto amin’ny maha-mpikambana azy ireo ao amin’io kôlejy io: Boyd K. Packer, L. Tom Perry, Russell M. Nelson, Dallin H. Oaks, M. Russell Ballard, Richard G. Scott, Robert D. Hales, Jeffrey R. Holland, David A. Bednar, Quentin L. Cook, D. Todd Christofferson, ary i Neil L. Andersen.

Ireo izay manohana, aoka haneho izany.

Izay manohitra dia aoka haneho izany.

Misaotra. Voarakitra an-tsoratra ny fanohanana.

Aroso amintsika ny mba hanohanantsika ireo mpanolotsaina ao amin’ny Fiadidiana Voalohany sy ireo Apôstôly Roambinifolo ho mpaminany sy mpahita ary mpanambara.

Izay rehetra manohana, aoka haneho izany.

Izay manohitra, raha misy, dia aoka haneho izany ihany koa.

Voarakitra an-tsoratra ny fanohanana.

Aroso amintsika ny hisaorana ireto manaraka ireto tamin’ny naha-Fitopololahin’ny Vondrom-paritra azy ireo, mihatra manomboka ny 1 mey 2015: Juan C. Avila, Philip K. Bussey, René J. Cabrera, Renato Capelletti, Paul D. M. Christensen, Samuel W. Clark, Rogério G. R. Cruz, George R. Donaldson, Ini B. Ekong, Christian H. Fingerle, Craig G. Fisher, Jerryl L. Garns, M. Keith Giddens, Allen D. Haynie, Jui Chang Juan, George M. Keele, Von G. Keetch, Katsumi Kusume, German Laboriel, J. Christopher Lansing, Gustavo Lopez, Dmitry V. Marchenko, Peter F. Meurs, T. Jackson Mkhabela, Hugo Montoya, Valentín F. Nuñez, Hee Keun Oh, Jeffery E. Olson, R. Ingvar Olsson, Norbert K. Ounleu, Robert N. Packer, Nathaniel R. Payne, Cesar A. Perez Jr., Michael J. Reall, Edson D. G. Ribeiro, Brad K. Risenmay, Walter C. Selden, Mozart B. Soares, Carlos Solis, Norland Souza, Vern P. Stanfill, T. Marama Tarati, Kouzou Tashiro, Ruben D. Torres, Omar Villalobos, Jack D. Ward, Alan J. Webb, Gerardo J. Wilhelm, Jim L. Wright.

Ireo izay te hiaraka aminay haneho fankasitrahana noho ny asa fanompoana tena tsara nataon’izy ireo dia iangaviana haneho izany.

Aroso amintsika ny hisaorana amin’ny fankasitrahana avy amin’ny fo ny Rahalahy David L. Beck, Larry M. Gibons, ary Randall L. Ridd tamin’ny naha-fiadidian’ny Zatovolahy maneran-tany azy ireo. Manohy tahaka izany ny fisaorana ireo mpikambana rehetra tao amin’ny filankevi-pitantanan’ny Zatovolahy ihany koa izahay.

Amin’izao fotoana izao izahay dia manohy ihany koa ny fisaorana ny Rahavavy Jean A. Stevens tamin’ny naha-mpanolotsaina voalohany azy tao amin’ny fiadidian’ny Kilonga maneran-tany sy Rahavavy Sister Cheryl A. Esplin tamin’ny naha-mpanolotsaina faharoa azy tao amin’ny fiadidian’ny Kilonga maneran-tany.

Ireo izay te hiaraka aminay haneho fankasitrahana noho ny asa fanompoana tena tsara nataon’ireo rahalahy sy rahavavy ireo dia iangaviana haneho izany.

Aroso amintsika ny hanohanantsika mba ho mpikambana vaovao ao amin’ny Kôlejy Voalohan’ny Fitopololahy an’i Kim B. Clark, Von G. Keetch, Allen D. Haynie, Hugo Montoya, ary i Vern P. Stanfill.

Izay rehetra manohana, iangaviana haneho izany.

Ireo izay manohitra, hanao tahaka izany ihany koa.

Aroso amintsika ny hanohanantsika ireto manaraka ireto ho Fitopololahin’ny Vondrom-paritra vaovao: Nelson Ardila, Jose M. Batalla, Lawrence P. Blunck, Bradford C. Bowen, Mark A. Bragg, Sergio Luis Carboni, Armando Carreón, S. Marc Clay Jr., Z. Dominique Dekaye, Osvaldo R. Dias, Michael M. Dudley, Mark P. Durham, James E. Evanson, Paschoal F. Fortunato, Patricio M. Giuffra, Daniel P. Hall, Toru Hayashi, Paul F. Hintze, J. K. Chukwuemeka Igwe, Seung Hoon Koo, Ming-Shun Kuan, Johnny L. Leota, Carlo M. Lezano, Joel Martinez, J. Vaun McArthur, Kyle S. McKay, Helamán Montejo, A. Fabio Moscoso, Michael R. Murray, Norman R. Nemrow, S. Mark Palmer, Ferdinand P. Pangan, Jairus C. Perez, Steven M. Petersen, Wolfgang Pilz, Jay D. Pimentel, John C. Pingree Jr., Edvaldo B. Pinto Jr., Evan A. Schmutz, K. David Scott, Paul H. Sinclair, Benjamin T. Sinjoux, Rulon F. Stacey, David L. Stapleton, Karl M. Tilleman, William R. Titera, Seiji Tokuzawa, Carlos R. Toledo, Cesar E. Villar, Juan Pablo Villar, David T. Warner, Gary K. Wilde, ary i Robert K. William.

Ireo izay manohana aoka haneho izany.

Ireo izay manohitra raha misy.

Aroso amintsika ny hanohanantsika an’i Cheryl A. Esplin mba ho mpanolotsaina voalohany ao amin’ny fiadidian’ny Kilonga maneran-tany amin’izao ary i Mary R. Durham mba ho mpanolotsaina faharoa.

Aroso amintsika ihany koa ny hanohanantsika ny Rahalahy Stephen W. Owen ho filohan’ny Zatovolahy maneran-tany, miaraka amin’i Douglas Dee Holmes ho mpanolotsaina voalohany ary i Monte Joseph Brough ho mpanolotsaina faharoa.

Ireo izay manohana dia aoka haneho izany.

Ireo izay manohitra mba haneho izany koa.

Ry Filoha Monson, voarakitra an-tsoratra daholo ny fanohanana. Asainay ireo izay naneho hevitra nanohitra ny fandrosoana mba hihaona amin’ireo filohan’ny tsatòkany. Ry rahalahy sy anabavy malalako, misaotra anareo izahay noho ny finoanareo sy ny vavaka tsy tapaka ataonareo ho anay mpitondra ny Fiangonana.

Asainay ireo Manampahefana Ambony sy ny fiadidian’ny mpiandraikitra ambony maneran-tany izay vao nantsoina mba haka ny toerany ety akaikin’ny lampihazo.