2010–2019
Tatitra momba ny antontan’isa ho an’ny taona 2015
Aprily 2016


Tatitra momba ny antontan’isa ho an’ny taona 2015

Ny Fiadidiana Voalohany dia namoaka ity manaraka ity momba ny antontan’isa tato amin’ny Fiangonana hatramin’ny 31 desambra 2015 ity.

Rantsan’ny Fiangonana

Tsatòka

3.174

Misiôna

418

Distrika

558

Paroasy sy sampana

30.016

Mpikamban’ny Fiangonana

Totalin’ny mpikamban’ny Fiangonana

15.634.199

Zaza vaovao voarakitra

114.550

Mpikambana vaovao

257.402

Misiônera

Misiônera manompo amin’ny fotoana feno

74.079

Misiônera mpanao asa fanasoavana

31.779

Tempoly

Tempoly dimy natokana tamin’ny taona 2015 (Córdoba Argentine, Payson Utah, Trujillo Pérou, Indianapolis Indiana, ary Tijuana Mexique)

5

Tempoly roa naverina natokana tamin’ny taona 2015 (Mexico City Mexique sy Montréal Québec)

2

Tempoly am-perinasa hatramin’ny faran’ny taona

149