2010–2019
Fanohanana ireo mpiandraikitra ao amin’ny Fiangonana
Aprily 2016


Fanohanana ireo mpiandraikitra ao amin’ny Fiangonana

Rahalahy sy rahavavy, nanasa ahy ny Filoha Monson hanolotra ny anaran’ireo Mpiandraikitra ambony sy ireo Fitopololahin’ny Vondrom-paritra mba hotohananareo.

Aroso amintsika ny hanohanana an’i Thomas Spencer Monson amin’ny maha mpaminany sy mpahita ary mpanambara azy ary filohan’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany; i Henry Bennion Eyring amin’ny maha Mpanolotsaina Voalohany azy ao amin’ny Fiadidiana Voalohany ary i Dieter Friedrich Uchtdorf amin’ny maha Mpanolotsaina Faharoa azy ao amin’ny Fiadidiana Voalohany.

Ireo izay manohana aoka haneho izany.

Izay manohitra, raha misy, aoka haneho izany.

Voaray ny fanehoan-kevitra.

Aroso amintsika ny hanohanana an’i Russell M. Nelson ho Filohan’ny Kôlejin’ny Apôstôly Roambinifolo ary ireto manaraka ireto ho mpikambana ao amin’io kôlejy io: Russell M. Nelson, Dallin H. Oaks, M. Russell Ballard, Robert D. Hales, Jeffrey R. Holland, David A. Bednar, Quentin L. Cook, D. Todd Christofferson, Neil L. Andersen, Ronald A. Rasband, Gary E. Stevenson, ary i Dale G. Renlund.

Ireo izay manohana, aoka haneho izany.

Izay manohitra dia afaka maneho izany koa.

Voaray ny fanehoan-kevitra.

Aroso amintsika ny hanohanana ireo mpanolotsaina ao amin’ny Fiadidiana Voalohany sy ny Kôlejin’ny Apôstôly Roambinifolo ho mpaminany sy mpahita ary mpanambara.

Izay rehetra manohana aoka haneho izany.

Izay manohitra, raha misy, aoka haneho izany koa.

Voaray ny fanehoan-kevitra.

Aroso amintsika ny hisaorana ireto Fitopololahin’ny Vondrom-paritra manaraka ireto, ka mihatra manomboka ny 1 mey, 2016: Manuel M. Agustin, Kent J. Allen, Stephen B. Allen, W. Mark Bassett, Patrick M. Boutoille, Mark A. Bragg, Marcelo F. Chappe, Eleazer S. Collado, Valeri V. Cordón, Joaquin E. Costa, Jeffrey D. Cummings, Massimo De Feo, Donald D. Deshler, Nicolas L. Di Giovanni, Jorge S. Dominguez, Gary B. Doxey, David G. Fernandes, Hernán D. Ferreira, Moroni Gaona, Jack N. Gerard, Ricardo P. Giménez, Douglas F. Higham, Brent J. Hillier, Robert W. Hymas, Lester F. Johnson, Matti T. Jouttenus, Chang Ho Kim, Alfred Kyungu, Dane O. Leavitt, Remegio E. Meim Jr., Ismael Mendoza, Cesar A. Morales, Rulon D. Munns, Ramon C. Nobleza, S. Mark Palmer, Fouchard Pierre-nau, Gary B. Porter, José L. Reina, Esteban G. Resek, George F. Rhodes Jr., Gary B. Sabin, Evan A. Schmutz, D. Zackary Smith, Lynn L. Summerhays, Wenceslao H. Svec, Craig B. Terry, Ernesto R. Toris, Fabian I. Vallejo, Emer Villalobos, J. Romeo Villarreal, ary Terry L. Wade.

Ireo izay maniry hiara-haneho aminay ny fankasitrahana azy ireo noho ny asa fanompoana tena tsara natolotr’izy ireo dia aoka haneho izany.

Aroso amintsika ny hisaorana ao anatin’ny fankasitrahana avy ao am-po an-dRahavavy isany Rosemary M. Wixom, sy Cheryl A. Esplin, ary Mary R. Durham tamin’ny naha Fiadidian’ny Kilonga maneran-tany azy ireo. Arosonay torak’izany ihany koa ny fisaorana an’ireo mpikambana tao amin’ny filankevi-pitantanan’ny Kilonga maneran-tany.

Ireo rehetra izay te hiara-haneho fankasitrahana aminay ho an’ireo rahavavy ireo noho ny asa fanompoana sy fanolorantena tena niavaka nasehon’izy ireo dia aoka haneho izany.

Aroso amintsika ny hanohanana an’ireto Fitopololahy Manampahefana Ambony vaovao ireto: W. Mark Bassett, Mark A. Bragg, Weatherford T. Clayton, Valeri V. Cordón, Joaquin E. Costa, Massimo De Feo, Peter F. Meurs, K. Brett Nattress, S. Mark Palmer, Gary B. Sabin, ary Evan A. Schmutz.

Izay rehetra manohana aoka haneho izany.

Izay manohitra, aoka haneho izany koa.

Aroso amintsika ny hanohanana ireto manaraka ireto ho Fitopolololahin’ny Vondrom-paritra vaovao: P. David Agazzani, Quilmer A. Agüero, René R. Alba, Victorino A. Babida, Steven R. Bangerter, Richard Baquiran, Dong Chol Beh, Michael V. Beheshti, Matthieu Bennasar, Hubermann Bien-Aimé, Kevin E. Calderwood, Luis J. Camey, Matthew L. Carpenter, Douglas B. Carter, Aroldo B. Cavalcante, Luis C. Chaverri, Ulises Chávez, Brent J. Christensen, Douglas L. Dance, Marc C. Davis, Alessandro Dini Ciacci, J. Scott Dorius, M. Dirk Driscoll, Antonio F. Faúndez, Jose A. Fernández, Matias D. Fernandez, Candido Fortuna, Bruce E. Ghent, Michael A. Gillenwater, Daniel G. Hamilton, Mathias Held, Tom-Atle Herland, Raymond S. Heyman, Christophe Kawaya, Todd S. Larkin, Pedro X. Larreal, Juan J. Levrino, Felix A. Martinez, Kevin K. Miskin, Mark L. Pace, Ryan V. Pagaduan, A. Moroni Pérez, Carlos E. Perrotti, Mark P. Peteru, Alan T. Phillips, Thomas T. Priday, Brian L. Rawson, Rene Romay, Blake M. Roney, Luis G. Ruiz, Maximo A. Saavedra Jr., Pedro A. Sanhueza, Eric J. Schmutz, Benjamin Ming Tze Tai, Heber D. Texeira, Maxsimo C. Torres, Jesús Velez, Carlos Villarreal, Paul H. Watkins, C. Dale Willis Jr., William B. Woahn, ary Luis G. Zapata.

Izay rehetra manohana aoka haneho izany.

Ireo izay manohitra, raha misy.

Aroso amintsika ny hanohanantsika an’i Joy D. Jones mba ho Filohan’ny Kilonga Maneran-tany, miaraka amin’i Jean B. Bingham ho mpanolotsaina voalohany, sy i Bonnie H. Cordon ho mpanolotsaina faharoa.

Ireo izay manohana dia afaka maneho izany.

Izay manohitra dia afaka maneho izany.

Aroso amintsika ny hanohanantsika ireo Manampahefana Ambony hafa sy ireo Fitopololahin’ny Vondrom-paritra ary ireo fiadidian’ny vondrona fanampiny maneran-tany hafa rehetra araka izay misy ankehitriny.

Izay rehetra manohana, aoka haneho izany.

Izay manohitra, raha misy.

Ry Filoha Monson, efa noraketina ireo fanehoan-kevitra. Manasa ireo izay nanohitra na inona na inona tamin’ireo zavatra naroso teto mba hihaona amin’ny filohan’ny tsatokany avy.

Mankasitraka anareo rehetra izay manohana ireo mpitarika ny Fiangonana amin’ny antso masina izay hazonin’izy ireo, ary asaintsika izao ireo Fitopololahy Manampahefana Ambony vaovao sy ny fiadidiana vaovao an’ny Kilonga Maneran-tany hamonjy ny toeran’izy ireo ety amin’ny lampihazo.