2010
Votoatiny
2010


Votoatiny

Ny mpikamban’ Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany dia mandray ny tempoly ho tranon’ny Tompo—toerana iray masina indrindra eto an-tany. Hahita fampahalalana manan-danja mikasika ny tanjona sy ny maha-zava-dehibe ny tempoly ary ny lanja mandrakizain’ny ôrdônansy tanterahina ao ianao ato amin’ity bokikely ity.

Hita ao amin’ny temples.lds.org ity bokikely ity.

Tempolin’i Copenhagen Danemark. Notokanana tamin’ny 23 Mey 2004.

Tempolin’i Adelaide Australie. Notokanana tamin’ny 15 Jiona 2000.

Fonony eo anoloana: Tempolin’i Salt Lake. Notokanana tamin’ny 6 Apr. 1893.

Fonony ao ambadika: Tempolin’i Portland Oregon. Notokanana tamin’ny 19 Aog. 1989.