2013
Afaka Hiaraka Mandrakizay ny Fianakaviana
Aprily 2013


Afaka Hiaraka Mandrakizay ny Fianakaviana

(Notsorina)

Amin-kafanam-po 80–96

1. Ma-na-na fia-na-ka-viana aho.

Mi-fan-ka-tia ‘za-hay.

Tia-ko ny hia-rak’ a-min’ i-zy ‘reo man-dra-ki-zay.

2. Dieny i-zao mbo-la kely i-zao,

Dia mba te-hio-mana aho,

Mba ha-nam-ba-dy man-dra-ki-zay any am’ ny tem-poly.

Fia-na-ka-via-na man-dra-ki-zay

No dra-fi-try ny Ray.

Fa mba i-riako ha-trany nyha-ha-ton-tosa i-zany,

Ka ny Tom-po no na-no-ro ahy

Ny fomba ha-ha-vi-tako i-zany.

Tonony sy Feony © 1980 IRI. Fandrindrana © 2012 IRI. Zo Rehetra Voatokana. Ity hira ity dia azo adika raha ilaina any am-piangonana na any an-tokantrano ka tsy atao itadiavam-bola.