2013
Nijanona Tao Winter Quarters Ireo Olomasina
Ôktôbra 2013


Nijanona Tao Winter Quarters Ireo Olomasina

Nanorim-ponenana nandritra ny fotoana voafetra tao Winter Quarters ireo mpamaky lay mba hiandry ny fahataperan’ny ririnina alohan’ny nanohizan’izy ireo ny diany niankandrefana. Tadiavo raha afaka mahita ireo zavatra miafina ao anatin’ity sary ity ianao.

Sary nataon’i Arie Van De Graaff