2013
Fomba Hanavotana
Ôktôbra 2013


Ho an’ny Ankizy

Fomba Hanavotana

Nampianatra ny Filoha Thomas S. Monson fa tokony hanampy ny hafa isika ka tafiditra ao anatin’izany ireo zokiolona, ireo mananotena, ireo marary, ireo mpikambana malaina ary ireo izay mila fanampiana fanampiny. Jereo ireo sary etsy ambany ary ataovy ao anaty faribolana ireo izay mampiseho zavatra azonao atao mba hanampiana ny hafa.

Soraty eo amin’ireo andalana etsy ambany ireo fomba vitsivitsy azonao atao hanampiana ny hafa. Afaka mampiasa ireo sary ianao hahitana hevitra.

Sary

Sary nataon’i Adam Koford