2014
Mitady Fomba Hanaovana Asa Fanompoana
Martsa 2014


Ho an’ny Ankizy

Mitady Fomba Hanaovana Asa Fanompoana

Afaka misafidy ny hanaraka an’i Jesoa Kristy sy hanompo ny hafa ianao. Manaova ny sarinao manao asa fanompoana ho an’ny olona iray ao amin’ny fianakavianao na ho an’ny namanao iray ary apetaho amin’ny toerana iray izay afaka hampahatsiahy anao ny mba ho tsara fanahy isan’andro ilay sary nataonao.