2014
Apetaho ny Vatofantsikao
Aprily 2014


Ho an’ny Ankizy

Apetaho ny Vatofantsikao

Inona no zavatra hihazona anao tsy hiala amin’ny filazantsara? Manaova tsipika miala eny amin’ilay tady tazonin’ilay ankizilahy mankeny amin’ireo zavatra izay nolazain’ny Filoha Uchtdorf fa toerana tsara hametahanao ny vatofantsikao.