Vavahady
Lalana mitondra mankany amin’ny fiainana mandrakizay (faharetana hatramin’ny farany)
Jereo ny 2 Nefia 31
-
Ireo Ôrdônansy sy Fanekempihavanana Ilaina
-
Batisa
-
Fanomezana ny Fanahy Masina
-
Fanomezana ny fisoronana sy fanendrena ho amin’ny fisoronana (ho an’ny ZATOVOLAHY)
-
Fanafiana masina any amin’ny tempoly
-
Famehezana any amin’ny tempoly
-
-
Fanavaozana sy Fanamafisana ireo Ôrdônansy
-
Fanasan’ny Tompo—fanavaozana isan-kerinandro ny fanekempihavanana tamin’ny batisa
-
Tsodranon’ny patriarika—fitarihana miavaka ho an’ny tena manokana sy fitahiana nampanantenaina
-
Tsodrano ho an’ny marary—fanampiana sy fanasitranana
-
Tsodrano omen’ny raim-pianakaviana sy tsodrano hafa fankaherezana sy mifono torohevitra—fiadanam-po sy fitarihana rehefa ilaina izany
-
Fiainana mandrakizay (fanjakana selestialy miaraka amin’ny fianakaviana)