2014
Efa Niomana ve Ianao?
Septambra 2014


Ho an’ny Ankizy

Efa Niomana ve Ianao?

Valiny: Marina, Marina, Diso, Marina, Diso

Nangataka antsika tsirairay ny Filoha Monson mba hiomana amin’ny fotoan-tsarotra sy hanampy ny hafa mandritra ny fotoan-tsarotra lalovan’izy ireo. Valio hoe marina-na-diso ireto andiam-panontaniana ireto mba hahitana raha vonona ianao!

Afaka mahita olona ampiana foana aho. Marina □ Diso □

Afaka ny ho feno fankasitrahana noho ireo zavatra rehetra efa ananako aho. Marina □ Diso □

Tsy mba manana talenta hozaraina amin’ny olona aho. Marina □ Diso □

Hevitra tsara ny mitahiry vola ho amin’ny ho avy. Marina □ Diso □

Mila kilalao sy akanjo vaovao aho mba ho faly. Marina □ Diso □