2014
Sary: Fantaro Izy Ireo dia ho Fantatrao hoe Iza Ianao
Oktobra 2014


Sary

Fantaro Izy Ireo, dia ho Fantatrao hoe Iza Ianao

Efa nanomboka hatrany amin’ny taranaka maro tany aloha ny fiainanao. Fantaro hoe taiza no nanombohan’ny tantaranao. Tsidiho ny FamilySearch.org.

Sary nataon’ i David Stoker