Liahona, Aprily 2015 Hafatra 4 Hafatra avy amin’ ny Fiadidiana Voalohany: Miantso antsika mba hanana herimpo ny Filoha Monson Nosoratan’ny Filoha Thomas S. Monson 7 Hafatra ho an’ny Famangiana Isan-tokantrano: Ireo toetran’i Jesoa Kristy—Tsy mamitaka na tsy mihatsaravelatsihy Lahatsoratra Manokana 14 Ny hery mitarika ara-panahy ananan’ny vehivavy Nosoratan’i Starla Awerkamp Butler Mihoatra lavitra noho ny hitan’ny masonao ny hery mitarika anananao amin’ ny maha-vehivavy anao. 20 Tsy fahotana ny fananana fahalemena Nosoratan’i Wendy Ulrich Mianara manavaka ny fahotana sy ny fahalemena ary ny fomba hanovana ny fahalemena ho tonga tanjaka. 26 Fivavahana madio Nosoratan’ny Loholona W. Christopher Waddell Vakio ireo dingana telo hanaovana asa fanompoana feno fitiavana. 30 “Mila Anao aho” Nosoratan’i Jonathan H. Westover Nanova zavatra be dia be teo amin’ilay fianakaviana naman’ny fiangonana ny fihirana hira iray tao amin’ ny fihirana. 34 Ilay sorona feno fitiavana sy masina nataon’ny Mpamonjy Nosoratan’ny Filoha Boyd K. Packer Afaka manefa ny trosa ara-panahin’ny fahotana sy ny fahatsapana ho meloka isika amin’ ny alalan’ny Sorompanavotan’ny Mpamonjy. 80 100 taona nanaovana takarivan’ny mpianakavy Nanasa ny mpikambana mba hanomboka hanao takarivan’ny mpianakavy ny Filoha Joseph F. Smith sy ireo mpanolotsainy tamin’ ny 1915 ka nanazava ny endriny sy ny tanjony ary ny fitahiana azo avy aminy. Departemanta 8 Miresaka an’i Kristy Isika Ny herin’ny finoana Nosoratan’i Amber Barlow Dahl 10 Ny tokantranontsika, ny fianakaviantsika Takarivan’ny mpianakavy—Vitanao izany! 12 Fianarana Filazantsara Nitsangana tamin’ ny maty Izy Nosoratan’ny Filoha David O. McKay 40 Ny Feon’ireo Olomasin’ny Andro Farany Ho an’ny Tanora 44 Mandrosoa amim-pinoana Nosoratan’ny Loholona Anthony D. Perkins Mianara avy amin’i Nefia mikasika ny zavatra atao rehefa miatrika fandraisana fanapahan-kevitra lehibe ianao. Zatovo 49 Sary Katsaho Izy 50 Noho i Joseph Nosoratan’i Ted Barnes Misy fomba enina farafahakeliny maha-hafa ny fiainanao noho ny Mpaminany Joseph Smith. 53 Ny Mpaminany Velona Nosoratan’ny Filoha Ezra Taft Benson Adama? Nefia? Mosesy? Mety ho taitra ianao amin’ ny fahafantarana hoe iza no mpaminany manan-danja indrindra. 54 Ny ohatry ny Mpamonjy amin’ ny fankatoavana 58 Sehatra ho antsika 60 Inona no hatao mba ho hendry? Nosoratan’ny Loholona Neil L. Andersen Inona no fahasamihafana misy eo amin’ ny fahendren’izao tontolo izao sy ny fahendren’Andriamanitra? 61 Mivantana 62 Vala Iray, Mpiandry Iray Ny fahatakarana ny antsipirian’ny asan’ny mpiandry ondry dia afaka mampanakaiky bebe kokoa antsika amin’ ny Mpamonjy. 64 Fanontaniana sy Valiny Ahoana no hahafahako tsy hihafahafa raha hiresaka olana amin’ ny evekako? Ho an’ny ankizy 66 Iza no maherifonao? Nosoratan’i Charlotte Mae Sheppard Natahotra i Ellie hilaza amin’ ny mpianatra hoe iza ilay maherifony. 68 Ny vavaka sy ny katedraly Nosoratan’i McKelle George Nianatra lesona manan-danja iray momba ny vavaka i Dani rehefa nitsidika katedraly iray tany Angletera. 70 Vavolombelona Manokana Nahoana no tena manan-danja ny mankatò? Nosoratan’ny Loholona Russell M. Nelson 71 Hevitra Tsara 72 Fotoan’ny soratra masina Nanasitrana boka iray i Jesoa Nosoratan’i Erin Sanderson 74 Sarin’olona avy ao amin’ ny soratra masina Nanasitrana ny marary i Jesoa Kristy 75 Ny lalana marina Nosoratan’ny Loholona Claudio D. Zivic Misy fiantrakany lehibe ny fanarahana ny lalana marina. 76 Ho an’ny Ankizy Madinika Fantatro fa tia ahy i Jesoa Nosoratan’i Jane McBride Choate