-
12
Loholona Ronald A. Rasband: Mpitarika manan-talenta sy raim-pianakaviana feno fanolorantena
Nosoratan’ny Loholona M. Russell Ballard
Nitombo ny fahaiza-manao eo amin’ny lafin’ny fitarihana nananan’ny Loholona Rasband izay vady sy ray be fitiavana tamin’ny alalan’ireo taona maro nianarana fitarihana avy amin’ireo fandraharahana miavaka sy avy amin’ireo mpitarika ao amin’ny fisoronana.
-
18
Izy ve no eveka?
Nosoratan’i Patrick J. Cronin III
Takatro ny antony tsy ninoany hoe lasa eveka aho amin’izao fotoana izao. Tena olona hafa mihitsy aho telopolo taona lasa izay.
-
20
Fandikana ny soratra masina: Amin’ny fitenin’ny fontsika
Nosoratan’i R. Val Johnson
Toy ny tonga ao an-trano izany ara-panahy ny famakiana ny soratra masina amin’ny fitenin’ny tena.
-
26
Fotoana ho an’ny misiônera zokiolona
Nosoratan’ny Filoha Russell M. Nelson
Aoka ianareo hivavaka mikasika izany fahafahana hiaraka hamorona fotoana mahafinaritra an’ny misiônera zokiolona izany.
-
28
Misiônera zokiolona: Ilaina, tahina ary tiana
Nosoratan’i Richard M. Romney
Tsapan’ireo mpivady fa mora kokoa sy tsy mandany vola loatra ary mahafinaritra kokoa noho izay nieritreretan’izy ireo azy ny mandeha manompo.
-
34
Rehefa nisy fiantraikany teo amin’ny tokantrano ny Pôrnôgrafia—Samy mila sitranina ny mpivady
Nozarain’ny eveka iray ny fomba fitondrany fanampiana izay tsy ho an’ilay lehilahy manambady manana olana mikasika ny pôrnôgrafia fotsiny fa ho an’ilay vehivavy vadiny izay tena mila fanasitranan’ny Mpamonjy torak’izany koa.
-
38
Mpitily eo amin’ny tilikambo
Ampitomboy ny fahatakaranao mikasika ireo mpaminany amin’ny alalan’ny fianarana ny maha-toy ny mpitily eo amin’ny tilikambo azy ireo.