Liahona ôktôbra 2016 Hafatra 4 Hafatra avy amin’ny Fiadidiana Voalohany: Ireo fitahian’ny fankatoavana Nosoratan’ny Filoha Thomas S. Monson 7 Hafatra ho an’ny famangiana isan-tokantrano: Ny fianakaviana dia tendrin’ Andriamanitra Lahatsoratra manokana 16 Ny ankizy madinika sy ny Fanasan’ny Tompo Nosoratan’i Aaron L. West 18 Mahatakatra ny anton’ny famonoan-tena: ireo famantarana mampitandrina sy fisorohana Nosoratan’i Kenichi Shimokawa Ianaro ny fomba hisorohana ny famonoan-tena ary ampio ireo fianakavian’ireo izay namono tena. 24 Tenin’ny mpaminany tany amin’ny toerana tsy nampoizina Nosoratan’i Colette Lindahl Nanova ny fiainan’ny lehilahy iray tamin’ny fitarihana azy ho amin’ny filazantsara ny gazetiboky Liahona vitsivitsy izay tavela tao amin’ny trano iray. 26 Tantaram-pianakaviana: Fiadanana, fiarovana, ary fampanantenana Nosoratan’ny Loholona Bradley D. Foster 30 Ny fitiavana oharina amin’ny filan-dratsy Nosoratan’i Joshua J. Perkey Inona no fanefitry ny filan-dratsy, ilay faniriana hahazo zavatra amin’ny fomba mifanohitra amin’ny sitrapon’ Andriamanitra? 36 Manompo any an-dafin’i Jordana Nosoratan’i R. Val Johnson sy Rachel Coleman Departemanta 8 Manompo ao amin’ny Fiangonana Ireo alahadiko feno asa fanompoana Nosoratan’i Jeffery A. Hogge 9 Fandinihana Ny Fanasana Farany noraisin’i Melva Nosoratan’i Cheryl Harward Wilcox 10 Mampianatra araka ny fomban’ny Mpamonjy Ny fifaliana avy amin’ny fianarana Nosoratan’i Tad R. Callister 40 Ny feon’ireo Olomasin’ny Andro Farany 44 Ny tokantranontsika, ny fianakaviantsika Nifady hanina sy nivavaka ho an’i Emma Nosoratan’i Cecilie Norrung 80 Mandra-pihaonantsika Indray Ny loharanom-pahendrena masina mitarika ao amin’ny Fiangonan’ny Tompo Nosoratan’ny Filoha Gordon B. Hinckley Ho an’ny tanora 46 Mijoro ho tena zanaky ny arivo taona Nosoratan’ny Filoha Russell M. Nelson Torohevitra efatra ny amin’ny fomba ijoroana ho tena zanaky ny arivo taona. Ho an’ny zatovo 54 Ny fahagagana avy amin’ny hafanana antonontonony Nosoratan’i David A. Edwards Amin’ny fomba ahoana no ahafahan’ny faharetana manampy anao hanamboatra mofo sisihina frômazy natono tena lafatra ary koa mba hahatongavana ho toa an’i Jesoa Kristy bebe kokoa? 57 Sary Alaivo sary an-tsaina hoe trano iray naverina naorina ny tenanao 58 Hery haharetana Nosoratan’i Jessica Turner araka ny fitantaran’i Lynne Crandall Nanampy ahy ho sitrana sy handroso taorian’ny lozam-piarakodia iray ny fanaovana zavatra tsotra izay nampatanjaka ny finoako. 61 Valinteny avy amin’ireo mpitarika ny fiangonana Ny fomba hanaovana an’i Kristy ho ivon’ny fiainantsika Nosoratan’ny Loholona D. Todd Christofferson 62 Fomba hoenti-mianatra Nosoratan’i Rosemary Thackeray 64 Fanontaniana sy valiny Misy milaza amiko fa mila manana namana izay tsy manana fenitra mitovy amin’ny ahy aho mba hampahatanjaka ny ahy. Marina ve izany?” Ho an’ny ankizy 66 Lasa nanjono Nosoratan’i Julia Ventura Natahotra i Hayden hoe hampatahotra ka hampitsoaka ireo trondro ny zandrilahikeliny. Saingy natahotra bebe kokoa izy rehefa very ny zandrilahikeliny. 68 Valinteny avy amin’ny Apôstôly iray Inona no azoko atao mba hahatonga ny tokantranoko ho toerana feno fiadanana? Nosoratan’ny Loholona Gary E. Stevenson 69 Ny pejintsika 70 Ankizy mijoro amin’izay inoany Tantara momba an’i Story Nosoratan’i Jill Hacking 72 Lesona avy amin’i neny Nosoratan’ny Loholona Jairo Mazzagardi Nianatra momba ny fahamarinan-toetra avy tamin’ny reniny ny Loholona Mazzagardi. Inona avy ireo fitsipika nianaranao avy tamin’ireo ray aman-dreninao? 74 Ireo olona be herimpo ao amin’ny Bokin’i Môrmôna Vehivavy be herimpo ao amin’ny Bokin’i Môrmôna 76 Tantara ao amin’ny Bokin’i Môrmôna Nandeha tany amin’ny tany nampanantenaina 79 Pejy lokoina Mitondra fifaliana ho ahy ny hira