Liahona, Aprily 2017 Hafatra Hafatra avy amin’ny Fiadidiana Voalohany: Ny marina amin’ny finoana no ho velona Nosoratan’ny Filoha Dieter F. Uchtdorf Hafatra ho an’ny famangiana isan-tokantrano: Ny fianianana sy fanekempihavanan’ny Fisoronana Lahatsoratra manokana Ny Sorompanavotan’ny Mpamonjy: Fototra iorenan’ny maha-kristianiana marina Nosoratan’ny Loholona Robert D. Hales Satria velona Izy, dia ho velona indray isika rehetra. Ny Fitsanganan’i Jesoa Kristy tamin’ny maty ary ireo fahamarinana mikasika ny vatana Nosoratan’i David A. Edwards Ny Fitsanganan’i Jesoa Kristy tamin’ny maty dia mampianatra antsika ireo fahamarinana manan-danja mikasika ilay endrika mandrakizay sy masin’ny vatana. Tetezana mitondra any amin’ny fanantenana sy ny fahasitranana Nosoratan’i Nanon Talley Ahoana no ahafahanao na ny olona iray akaikin’ny fonao mahita fiadanana sy fanantenana ary fahasitranana aorian’ny zavatra ratsy sy mandratra fo tahaka ny herisetra ara-nofo? Ilay Alibaoma tranainin’ny fianakaviana: Ny herin’ny tantaran’ny fianakaviana Nosoratan’i Amneris Puscasu Manohy mampatanjaka ahy ny tantaran’ireo razambeko sy ny fiainan’izy ireo. Mitohy ny ady Nosoratan’ny Loholona Larry R. Lawrence Mizara tetikady efatra an’i Satana sy fomba ahafahana manohitra azy ireo ny Loholona Lawrence. Departemanta Hira Avia, manatòna Azy Nataon’i Steven K. Jones sy Michael F. Moody. Fanehoana ny finoana Skaidrīte Bokuma Ny Feon’ireo Olomasin’ny Andro Farany Mandra-pihaonantsika indray Ny herin’Andriamanitra Nosoratan’ny Loholona Bruce R. McConkie Ho an’ny tanora Mahatakatra ny tsodranon’ny Patriarika nomena anao Nosoratan’i Allie Arnell sy i Margaret Willden Miomana amin’ilay dia vaovao Nosoratan’i Karina Martins Pereira Correia de Lima Nampikorontan-tsaina ahy ireo ahiahy sy tahotra mikasika ny fanorenako ny fianakaviako manokana. Ahoana no ahafahako mahita fiadanana? Ho an’ny zatovo Ahoana no handinihako ao an-tsaiko sy amin’ny foko? Inona no fomban’ny Tompo entina mitady ny valin’ireo fanontaniako sy entina mahatakatra tsara kokoa ny soratra masina? Amboary mba ho mety tsara aminao ny fandalinanao ny filazantsara Valinteny avy amin’ireo mpitarika ao amin’ny fiangonana Ny fomba ahitana fiadanana marina Nosoratan’ny Loholona Quentin L. Cook Hadino ireo boky fa tadidy ny fijoroana ho vavolombelona Nosoratan’i Abegail D. Ferrer Nahita Azy izy ireo Vakio ireo fijoroana ho vavolombelona momba ny Mpamonjy nitsangana tamin’ny maty ireo ary jereo ny fomba ahafahanao ho vavolombelona mikasika ny Fitsanganany tamin’ny maty koa. Sehatra ho antsika Sary La lutte suprême (Mandrosoa ry miaramila Kristianina) Fanontaniana sy valiny Ahoana no ahafahako mahafantatra fa mihaino ny vavako Andriamanitra? Ho an’ny ankizy I Andrei sy ny teny ratsy Nosoratan’i Julie C. Donaldson Valinteny avy amin’ny Apôstôly iray Ahoana no ahafahako manampy ny fianakaviako hatanjaka? Nosoratan’ny Loholona David A. Bednar Miomana isan’andro ny hiditra ny tempoly Nosoratan’ny Rahavavy Joy D. Jones Namiratra i Star Nosoratan’i Jane McBride Niahiahy ny amin’ny handehanany voalohany ao amin’ny Kilonga i Star. Afaka ny hahita namana ve izy? Aoka Ianao ho Fahazavana! Nosoratan’i Elizabeth Pinborough Fomba valo hahatongavana ho namana tsara. Olo-malaza ao anatin’ny tantaran’ny Fiangonana Manaparitaka ny filazantsara Mieritreritra an’i Jesoa Nosoratan’i Lindsay Tanner Nianatra mikasika ny fanasan’ny Tompo i Mía. Tantaran’i Jesoa Nanome antsika ny Fanasan’ny Tompo i Jesoa Nosoratan’i Kim Webb Reid Lisin’ny Paska