Liahona ôktôbra 2017 Hafatra Hafatra avy amin’ny Fiadidiana Voalohany: Ho lasa tena mpianatra tokoa Nosoratan’ny Filoha Henry B. Eyring Hafatra ho an’ny famangiana isan-tokantrano: Mandrakotra fitiavana ireo izay mania Lahatsoratra manokana Manokatra ny lanitra amin’ny alalan’ny asa atao any amin’ny tempoly sy ny fanaovana tantaram-pianakaviana Nataon’ny Filoha Russell M. Nelson sy Wendy W. Nelson Fantaro mialoha ny handehananao: Ny batisa any amin’ny tempoly Nosoratan’i Heather J. Johnson Raha mpikambana vaovao ianao dia afaka mandeha any amin’ny tempoly avy hatrany miaraka amin’ny fahazoan-dalana ampiasaina amin’ny fotoana voafetra. Ireto misy valiny vitsivitsy ho an’ireo fanontaniana mety anananao mialoha ny handehananao any. Mamaha fifandirana ao anatin’ny fanambadianareo Nitady fanampiana taorian’ny nahafatesan’i Nancy Nosoratan’i Darren Wilcox Ahoana no ahafahana manolo ilay alaheloko mavesatra amin’ny fiadanana? “Aoka isika hizaka tena sy hahaleo tena” Inona ny ezaka voarindra hanatratrarana ny fizakan-tena ataon’ny Fiangonana, ary ahoana no ahafahan’izany manampy anao? Departemanta Miresaka an’i Kristy isika Tsy tara loatra izao ho an’ny fahafahana hanao ezaka fanindroany Nosoratan’i Amber Jensen Mampianatra araka ny fomban’ny Mpamonjy Elefanta iray ao an-dakilasy Nosoratan’i Jessica Griffith sy i Richard M. Romney Fanehoana ny finoana Ilir Dodaj Ny feon’ireo Olomasin’ny Andro Farany Mandra-pihaonantsika indray Manampia olona iray anio Nataon’ny Filoha Thomas S. Monson Ho an’ny tanora Lesona dimy ho an’ny tanora tokan-tena sy ny mpivady vao herotrerony avy amin’ireo Apôstôly tanora. Nosoratan’i Matthew C. Godfrey Inona no azontsika ianarana avy amin’ny zavatra sasany niainan’ireo Apôstôly voalohany tao amin’ny Famerenana amin’ny laoniny? Ho an’ny Zatovo Toetra tahaka ny an’i Kristy Nosoratan’ny Loholona David A. Bednar I Jesoa, izay nijaly indrindra, no manana ny fangorahana lehibe indrindra ho antsika rehetra izay zara raha mijaly raha ampitahaina Aminy. Ny fomba ahafahan’ny hafatra avy amin’ny fihaonambe manova ny fiainanao Nosoratan’i Hadley Griggs Mifikira mafy Nosoratan’i Lindsay Hiller Nanosika ahy hisotro ireo namako, saingy tamin’izay fotoana izay ny iray tamin’ireo lehilahy teo no nilaza zavatra iray izay nanova ny fiainako. Vakio ilay lasitry ny ‘fanaon-jatovo mahazatra’ Nosoratan’i Charlotte Larcabal Sary Mitsangana amimpinoana Valinteny avy amin’ireo mpitarika ny fiangonana Ny fomba hahafantaranareo mivantana Nosoratan’ny Filoha Henry B. Eyring Fanontaniana sy Valiny Ankoatra ny vavaka sy ny fandalinana ny soratra masina dia inona no fomba tsara indrindra hanamafisako orina ny fijoroana ho vavolombelona ananako? Ho an’ny ankizy Tany Paris hatrany Sapporo Nosoratan’i Amie Jane Leavitt Samy nanana zavatra nandrasana ny ankizy tany Frantsa sy Japana: tempoly vaovao iray! Valinteny avy amin’ny Apôstôly iray Ahoana no ahafahan’ny Fanahy Masina manampy ahy? Nosoratan’ny Loholona Robert D. Hales Ny pejintsika Ny dia nataon’i Jane Nosoratan’i Jessica Larsen Ahoana ny fomba handehanan’ny fianakavian’i Jane any Nauvoo kanefa tsy nisy sambo? I Sarah sy ilay fitarafana Nosoratan’i Juliann Doman Natahotra hanao fitarafana i Sarah. Inona no azony atao mba ho tony kokoa? Olo-malaza teo amin’ny tantaran’ny Fiangonana Mpaminany iray vaovao Manampy olona, pensilihazo iray isaky ny mandeha Nosoratan’i Caleb H. Te hanampy ireo mpitsoa-ponenana i Caleb, sy ireo ankizy hafa koa! Tantaran’i Jesoa: Namangy an’i Joseph Smith i Jesoa Nosoratan’i Kim Webb Reid Pejy lokoina Andro masina ny Sabata