2017
Miandrandra an’i Jesoa
December 2017


Ankizy

Miandrandra an’i Jesoa

Olona maro no niandrandra sy niandry ny fahaterahan’i Jesoa. Ankehitriny dia miandrandra sy miandry ny hiaviany indray isika! Afaka ny ho vonona isika amin’ny alalan’ny fianarana mikasika an’i Jesoa sy ny fanarahana Azy. Ahoana no fomba hanarahanao an’i Jesoa? Manaova sarina kintana dia soraty ao anatin’izany ireo hevitrao.