Fanampiana amin’ny fandalinana
Aharôna, Rahalahin’i Mosesy


Aharôna, Rahalahin’i Mosesy

Ao amin’ny Testamenta Taloha, zanakalahin’i Amrama sy i Jokebeda, avy amin’ny fokom-pirenen’i Levy (Eks. 6:16–20); zanakalahin’i Mosesy (Eks. 7:7).