Fanampiana amin’ny fandalinana
Aharôna, Zanakalahin’i Môzià


Aharôna, Zanakalahin’i Môzià

Ao amin’ny Bokin’i Môrmôna, zanakalahin’i Môzià Mpanjaka. Nanefa asa fitoriana i Aharôna ka ny ezaka mbamin’ny zotom-pony dia nahatonga olona maro hiova fo ho an’i Kristy.