Fanampiana amin’ny fandalinana
Alfa sy Omega


Alfa sy Omega

Alfa no tarehintsoratra voalohany amin’ny abidia Grika; Omega no farany. Ireo koa no anarana nomena an’i Jesoa Kristy ary ampiasaina toy ny sarinteny hanehoana fa i Kristy dia sady fiandohana no fiafarana (Apôk. 1:8; F&F 19:1).