Fanampiana amin’ny fandalinana
Amôna, Tamingan’i Zarahemlà


Amôna, Tamingan’i Zarahemlà

Ao amin’ny Bokin’i Môrmôna, lehilahy mahery sady matanjaka izay nitarika iraka avy ao Zarahemlà hankany an-tanin’i Lehia-Nefia (Môzià 7:1–16). Naseho azy ny rakitsoratra tranainy ary nohazavaina taminy ny atao hoe mpahita (Môzià 8:5–18). Nanampy tamin’ny fanafahana an’i Limia Mpanjaka sy ny vahoakany izy taty aoriana ary nitondra azy ireo niverina tao Zarahemlà (Môzià 22).