Fanampiana amin’ny fandalinana
Ananiasy avy ao Jerosalema


Ananiasy avy ao Jerosalema

Ao amin’ny Testamenta Vaovao, nandainga tamin’ny Tompo izy sy i Safira vadiny tamin’ny nihazonany ny ampahan’ny vola izay efa natokan’izy ireo ho an’ny Tompo. Rehefa nifanatrika tamin’i Petera izy ireo dia samy lavo tamin’ny tany ary maty (Asa 5:1–11).