Fanampiana amin’ny fandalinana
Antikristy


Antikristy

Rehefa mety ho olona na zavatra izay misandoka ny drafitry ny famonjen’ny filazantsara marina ary manohitra an-kitsirano na mangingina an’i Kristy. Nolazain’i Jaona Mpanambara fa ny antikristy dia toy ny mpamitaka (1 Jn. 2:18–22; 4:3–6; 2 Jn. 1:7). Losifera no antikristy lehibe saingy manana mpanampy maro izy, na fanahy izany na olona mety maty.