Fanampiana amin’ny fandalinana
Apôkalipsy


Apôkalipsy

Ny bokin’ny Fanambarana, ny boky farany ao amin’ny Testamenta Vaovao; mety midika koa hoe rehefa mety ho fanambarana misongadina; avy amin’ny teny Grika izay midika hoe “aposaka” na “aboraka.”