Fanampiana amin’ny fandalinana
Apôkrifa


Apôkrifa

Ireo boky masin’ny vahoaka Jiosy, izay tsy tafiditra ao amin’ny Baiboly Hebreo fa hita kosa ao amin’ny Baibolin’ireo fiangonana Kristiana sasantsasany. Zava-dehibe tokoa mazàna ireo boky ireo amin’ny fampitohizana ny Testamenta Taloha sy Vaovao ary heverin’ny Fiangonana ho toy ny vakiteny mahasoa.