Fanampiana amin’ny fandalinana
Ateraka indray, Aterak’ Andriamanitra


Ateraka indray, Aterak’ Andriamanitra

Ny fananana ny Fanahin’ny Tompo dia mahatonga fiovana mahery vaika ao am-pon’ny olona, hany ka tsy manam-paniriana intsony ny hanao ratsy izy fa maniry kosa ny hikatsaka ny zavatr’ Andriamanitra.