Fanampiana amin’ny fandalinana
Antso, Antsoin’ Andriamanitra


Antso, Antsoin’ Andriamanitra

Ny hoe antsoin’ Andriamanitra dia mahazo fanendrena na fanasana avy Aminy na avy amin’ny mpitondra ny Fiangonana izay nomeny fahefana ara-dalàna mba hanompo Azy amin’ny fomba manokana.