Fanampiana amin’ny fandalinana
Ara-nofo


Ara-nofo

Zavatra izay tsy ara-panahy; azo ampiasaina amin’ny heviny manokana io teny io ka ny heviny dia na mety maty sy momba izao fiainana izao (F&F 67:10), na momba izao tontolo izao, na momba ny nofo na ny filàna (Môzià 16:10–12).