Fanampiana amin’ny fandalinana
Fahariana


Fahariana

Mandamin’ny. Andriamanitra, rehefa niasa tamin’ny alalan’i Jesoa Kristy zanany, dia nandamin’ny ireo singa teo amin’ny zava-boary mba hamoronana ny lanitra sy ny tany. Ny Ray any an-danitra sy i Jesoa Kristy dia nahary ny olona araka ny endriny (Mos. 2:26–27).