Fanampiana amin’ny fandalinana
Ambaratongam-boninahitra


Ambaratongam-boninahitra

Fanjakana samy hafa any an-danitra. Amin’ny Fitsarana Farany, ny olona tsirairay dia handova toeram-ponenana mandrakizay avy ao amin’ny fanjakam-boninahitra iray manokana, afa-tsy ireo izay zanaky ny Fahaverezana.