Fanampiana amin’ny fandalinana
Mpianatra


Mpianatra

Mpanara-dia an’i Jesoa Kristy, izay miaina araka ny fampianaran’i Kristy (F&F 41:5). Ampiasaina ny hoe mpianatra ilazana ny Apôstôly Roa ambin’folo izay nantsoin’i Kristy nandritra ny asa fanompoany teto an-tany (Mat. 10:1–4). Ny hoe mpianatra ihany koa dia ampiasaina ilazana ireo lehilahy roa ambin’ny folo izay nofidin’i Jesoa hitarika ny Fiangonany teo anivon’ny Nefita sy ny Lamanita (3 Ne. 19:4).