Fanampiana amin’ny fandalinana
Tany


Tany

Ny planeta izay onenantsika, noharian’ Andriamanitra tamin’ny alalan’i Jesoa Kristy, mba hampiasain’ny olona mandritra ny fizahan-toetra eto an-tany. Ny tanjony farany dia ny hanjary be voninahitra sy hasandratra (F&F 77:1–2; 130:8–9). Ny tany dia hanjary lova mandrakizay ho an’ireo izay efa niaina mba ho mendrika ny voninahitra selestialy (F&F 88:14–26). Hankafy ny fanatrehan’ny Ray sy ny Zanaka izy ireo (F&F 76:62).

Nohariana ho an’ny olona

Zavatra velona

Fanasarahana ny tany

Fanadiovana ny tany

Toetra faran’ny tany