Fanampiana amin’ny fandalinana
Ray any an-danitra


Ray any an-danitra

Ny rain’ny fanahin’olombelona rehetra (Sal. 82:6; Mat. 5:48; Jao. 10:34; Roma. 8:16–17; Gal. 4:7; 1 Jn. 3:2). Jesoa Kristy no Zanaka Lahitokany tao amin’ny nofo. Nodidina ny olona hankatò sy hanaja ny Ray ary hivavaka aminy amin’ny anaran’i Jesoa.