Fanampiana amin’ny fandalinana
Safo-drano tamin’ny Andron’i Noa


Safo-drano tamin’ny Andron’i Noa

Rakotry ny rano tanteraka ny tany tamin’ny andron’i Noa. Izany no batisan’ny tany ary tandindon’ny fanadiovana (1 Pet. 3:20–21).