Fanampiana amin’ny fandalinana
Afaka


Afaka

Fahefana na fahaizan’ny tena manao safidy tsy misy fanerena. Eo amin’ny heviny ara-panahy: ny olona izay mibebaka sy manao ny sitrapon’ Andriamanitra dia afaka amin’ny famatoran’ny ota noho ny Sorompanavotan’i Jesoa Kristy (Môzià 5:8).