Fanampiana amin’ny fandalinana
Helamàna, Ireo Zanakalahin’i


Helamàna, Ireo Zanakalahin’i

Ireo zanakalahin’ny Lamanita niova fo ao amin’ny Bokin’i Môrmôna, fantatra amin’ny hoe Amônita, izay nanjary mpiantafika niandraiketan’i Helamàna (Almà 53:16–22).