Fanampiana amin’ny fandalinana
Fitsarana Farany, ny


Fitsarana Farany, ny

Ny Fitsarana Farany izay ho tonga aorian’ny Fitsanganana amin’ny maty. Andriamanitra, amin’ny alalan’i Jesoa Kristy, dia hitsara ny olona tsirairay mba hamaritana ny voninahitra mandrakizay izay horaisiny. Hifototra amin’ny fankatoavan’ny olona tsirairay ny didin’ Andriamanitra izany fitsarana izany, ka anisany ny fanekeny ny sorompanavotan’i Jesoa Kristy.