Fanampiana amin’ny fandalinana
Limia


Limia

Ao amin’ny Bokin’i Môrmôna, ilay mpanjaka marina teo amin’ny Nefita, tao an-tanin’i Nefia. Izy dia zanakalahin’ny mpanjaka Noà (Môzià 7:7–9). Nanao fanekempihavanana hanompo an’ Andriamanitra ny mpanjaka Limia (Môzià 21:32). Izy no nitondra ny vahoakany niala tamin’ny famatoran’ny Lamanita sy niverina tany Zarahemlà (Môzià 22).