Fanampiana amin’ny fandalinana
An-tsapaka


An-tsapaka

Fomba iray hifantenana na hanafoanana safidy iray ao anatin’ny maro, izay tanterahana matetika amin’ny fifidianana ravin-taratasy na tapa-kazo kely iray ao anatin’ny maro. Izany no atao hoe manao an-tsapaka.