Fanampiana amin’ny fandalinana
Mikaela


Mikaela

Anarana nahafantarana an’i Adama tany amin’ny fiainana talohan’ny fiainana an-tany. Nantsoina hoe “ilay Arikanjely” izy. “Ilay mitovy amin’ Andriamanitra” no dikan’izany anarana izany amin’ny teny Hebreo.