Fanampiana amin’ny fandalinana
Anjara Fanompoana


Anjara Fanompoana

Toerana manome fahefana na andraikitra ao amin’ny fikambanana iray, ampiasaina matetika ao amin’ny Soratra Masina hilazana andraikitra iray ao amin’ny fahefan’ny fisoronana; azo ilazana ihany koa ireo andraikitra mifanaraka amin’ny anjara toerana iray na ny olona mihazona izany anjara toerana izany.